Dikan'ny teny : mikohaka
Hampiditra dikany hafa
(kohaka) mt. s. (mikohafa): Mamoaka feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin'ny havokavoka na ny lalan-drivotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha