Dikan'ny teny : mikodia
Hampiditra dikany hafa
(kodia) mt. s. (mikodiava): Mianjera dia mivadibadika, mihodinkodina: Latsaka teto ny volako dia nikodia tany ambany latabatra. ? Mandeha mivarimbarina: Saika tratran'ny fokonolona ilay mpangalatra ka nikodia tany anaty hady tany. ΒΆ M,h,: Mikodingy, mikororosy, mikorotsaka. ? Mivarina amin'ny tany: Nahoana no avala hikodia eto toy izao ity marary ity? ? h.o.: Mitambotsotra, mivarina, mikororosy, mandrorona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha