Dikan'ny teny : mikobaka

Hampiditra dikany hafa
(kobaka) mt. s.: Voasasa ao anaty rano. ? Mampidi-drano ao an-tanimbary mba hahatonga zezika ireo vody tahom-bary nojinjaina ka voasoroka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066