Dikan'ny teny : mikobaba
Hampiditra dikany hafa
(kobaba) mt. s. (mikobabà): Miteny na manao zavatra maika sady mitabataba; mihavatravatra: Tonga ilay mpitaky trosa ka nikobaba eran'ny trano Rasoa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha