Dikan'ny teny : mikitra
Hampiditra dikany hafa
(kitra) mt. p. (mikitrà ): Mamporisika hiady:Mahery mikitra angely Ilita. ? Manakorontana, mampikorontana, manakotrana: Ra-koto no nikitra izany fianakaviana izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha