Dikan'ny teny : mikirazorazo
Hampiditra dikany hafa
(kirazorazo) mt. s. (mikirazorazoa): Mihantona mila na toa hianjera: Nikirgzorazo teny am-potony teny ny voankazo ka nampitelin-drora ny mpitsangantsangana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha