Dikan'ny teny : mikiraviravy

Hampiditra dikany hafa
(kiraviravy) mt. s.: Mihantona mila hirotsaka tsy mitehika amin'ny tany: Dia nikiraviravy teo ambony hazo teo ilay zazalahy noho ny tahony an'ilay biby. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066