Dikan'ny teny : mikirakira
Hampiditra dikany hafa
(kira) mt. p. (mikirakird): Manasaratsaraka mitokantokana; mandrairay hahitana ny antsipiriany: Mikirakira vola ry zareo ao amin'ny tranom-bola.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha