Dikan'ny teny : mikimpy

Hampiditra dikany hafa
(kimpy) mt. s. (mikimpia): Mikombona ny hodimaso ka tsy mahita (ny maso): Haverina ny kilalao fa tsy nikimpy tsara ny masonao. / Nikimpy Rakoto niditra ny trano. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1197