Dikan'ny teny : mikiky
Hampiditra dikany hafa
(kiky) mt. p. (mikihisa): Mikaoka mba hampanify: Mikiky taolana ny aliha. ? Manala ny hodi-mangahazo ivelany na ny kirantrondro: Mikiky mangahazo. lMikiky trondro. ΒΆ M.h.: Manihy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha