Dikan'ny teny : mikikitra
Hampiditra dikany hafa
(kikitra) mt. s. (mikikira): Mifantsika, milozoka, mikely aina: Mikikitra amin'ny asa ity zazalahy ity. ΒΆ M.h.: Mimaso, mikezaka. * Tia, miraikitra, miraikipo:Loza raha hikikitra amin' ny vola io Rangahy io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha