Dikan'ny teny : mikiakiaka
Hampiditra dikany hafa
(kiaka) mt. s. (mikiakiaha): Miantsoantso mafy mankarenin-tsofina: Tsy mba mihira io vehivavy io fa mikiakiaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha