Dikan'ny teny : mikiaka

Hampiditra dikany hafa
1. (kiaka) mt. s. (mikiaha): Manao feo taitra mikarantsana mafy: Nikiaka tohana ilay feo dia tsy heno in tso n y. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (kiaka) mt. s.: Misoritra, misy kiaka: Mikiaka ity fitaratra ity ka tsy tiako fa itsy no hovidiko. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088