Dikan'ny teny : mikezaka

Hampiditra dikany hafa
(kezaka) mt. s. (mikezaha): Mihakely, mihamifintina, mihamanify. ? Manao araka izay azo atao, manao izay tratry ny aina, tsy mikely soroka: Nikezaka tamin'ny fianarana izy ka tsy nahagaga raha nandroso fatratra, ΒΆ M.h.: Jar. Milofo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0079