Dikan'ny teny : miketrika

Hampiditra dikany hafa
(ketrika) mt. s. (miketreha): Mangotraka, mandevy: Miketrika ny rano. ? Mirohondrohona, mikotrokotroka: Miketrika ny amponga. ? h.o.: Manehoeho, re hatraiza hatraiza: Miketrika ny lazan'ny Jeneraly. ? Mahandro, mampangotraka: Miketrika kabaro ao an-dakozia ao izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105