Dikan'ny teny : miketraka

Hampiditra dikany hafa
(ketraka) mt. s. (miketraha): Tsy mihenjana, migedragedra: Aza atao miketraka ny kofehy. 1 Mitsotsotra, mihalefaka: Raha tsy na-tory aho, tsy niketraka ny hozatro. 1 Mihakamo: Asa fa niketraka tamin'ny fianarana ny zanakao tato ho ato. 1 Kivy, rera-po: Aza mora miketraka fa lehilahy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069