Dikan'ny teny : mikeninkenina
Hampiditra dikany hafa
(keninkenina) mt. s. (mikeninkenena): Misahana raharaha madinidinika; mihodinkodina amin'ny fanomanana izay hatao ka mampitarozaka ny raharaha hafa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha