Dikan'ny teny : mikendry
Hampiditra dikany hafa
(kendry) mt. p, (mikendre): Mitily: Mikendry vorona. ? lao. : Mikendre ambony lalandava. ? Mitady hahazo: Tsy mikendry izany raharaha izany aho akory. 1
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha