Dikan'ny teny : mikenakena
Hampiditra dikany hafa
(kenakena) mt. p.: Mitondra amim-pitandremana fatratra. ? h.o.: Mise-ho ho morainy loatra amin' ny fitondrana: Mikenakena loatra ny mpianany Ramose.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha