Dikan'ny teny : mikatsakatsaka

Hampiditra dikany hafa
(katsaka) mt. s. (mikatsakatsaha): Mandehandeha etsy' sy er?, mivoivoy: Reko mikatsakatsaka eran'ny tenako ny hidihidy noho ilay laim-panday. ? Mivezivezy toa mitady hanao ratsy, misaodisaody, mihaodihaody, misodisody: Nikatsakatsaka eran'ny saha nandritra ny alina ny mpangalatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072