Dikan'ny teny : mikatroka

Hampiditra dikany hafa
(katroka) mt. s. (mikatroha): Mipoka, mandona, mifandona amin'ny...: Nihatroka tamin'ny tamboho ny lohan'ilay mpitaingina bisikilety. ~ Miady, mihaona: Nikatroka tamin'ny Asabotsy ny mpanao baolina roa tonta, ~ Manao, miasa, mianatra tsara am-pilofosana, am-piezahana fatratra: Nikatroka marina tamin'ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha afa-panadinana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0155