Dikan'ny teny : mikatraka
Hampiditra dikany hafa
(katraka) mt. s. (mihatraha): Maneno, heno mikepoka: Nidona tamin'ny vato ny lohako ha nikatraka tan). * Berio misefosefo, misatrasatra: Mikatraka ny tratran'ity marary ity izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha