Dikan'ny teny : mikasa
Hampiditra dikany hafa
1.
(kasa) mt, s. (mikasà ): Mihevitra mialoha, manampo: Mikasa handeha aho rahampitso, ? Manapa-kevitra; maniry mafy: Mikasa tsy hivarotra intsony aho fa maty antoka foana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
manampo: Mikendry handeha izy rahampitso.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha