Dikan'ny teny : mikaretsaka
Hampiditra dikany hafa
(haretsaha) mt. s. (mikaretsaha): Mandalo haingana, tsy hitahita akory: Misy uoalauo mikaretsaka eran' ny trano izao antoandro be izao. 1 Mitsoriaka, mandeha vetivety: Lasa nikaretsaka any an-tsena izy. 1 Mihazakazaka haingana dia haingana: Mikaretsaka io soavaly io. ~ mt, p.: Maka, mangalatra amim-pahakingana: Nisy nikaretsaka ny bokiko teto.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha