Dikan'ny teny : mikaretoka
Hampiditra dikany hafa
(karetoka) mt. s. (mikaretoha): Manaikitra na miketoka miaraka amin'ny feo mitsaka amin'ny fanaikerana an'ilay zavatra: Mikaretoka ny nifin'ny alika rehefa mihinamjauatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha