Dikan'ny teny : mikarenjy
Hampiditra dikany hafa
(karenjy) mt, s. (mikarenje): Mandehandeha eny rehetra eny araka ny sitrapony: Mikarenjy eny an-tsena ny mpianatra rehefa fotoana fialan-tsasatra. ? Miraotra tsy voafehifehy: Mikarenjy eny an-tsaha ny omby aman' ondry. ΒΆ M.h.: Mihenjy, mihinjakinjaka, mitsambikimbikina, mifalihavanja.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha