Dikan'ny teny : mikaratsaka

Hampiditra dikany hafa
(karatsaka) mt, s.: Mamoaka feo mitovy amin' ny an'ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra: Misy mikaratsaka ao anaty hazo ao rahalina. 1 Mamoaka feo mikepokepoka toy ny ravi-maina voahitsaka, mikaraoka: Mikaratsaka ny ravinkazo mai-na raha uoahitsaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0799