Dikan'ny teny : mikarapoka

Hampiditra dikany hafa
Miankarapoka (karapoka) mt. s. (mikarapoha na miankarapoha): Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin'ny tany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065