Dikan'ny teny : mikaraoka

Hampiditra dikany hafa
(karaoka) mt. s.: Enti-milaza ny feo ateraky ny ravinkazo maina mihetsiketsika tsofin'ny rivotra, na zavatra aforiporitra na zavatra mikepokepoka raha tsakoina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007