Dikan'ny teny : mikarama
Hampiditra dikany hafa
(karama) mt. s. (mikaramà): Mitady vola amin' ny alalan'ny asa: Be ny mikarama amin'izao andro izao. ~ Miasa ho an'olona ka mahazo vola amin'izany: Mikarama amin-dRakoto izy,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha