Dikan'ny teny : mikaona

Hampiditra dikany hafa
(kaona) mt. s.: Miray ny lohany, ny tendrony: Nikaona ny basin'ny miaramila. • Miady, miady rafitra, tsy misy elanelany fa mipaka tsara: Tsy mikaona tsara ny rafitr'ity varavarana ity. ~ Midona, mipoka, mipaika, mikatroka: Marary ny lohako fa nikaona tamin'ny rindrina. ? h.o.: Mifanaraka, mifanara-tsaina, miray hevi.-tra: Mikaona amin'ny zavatra maro izy roa lahy ireo. - F.-p.: Mikaon-doha: mivory miady hevitra momba ny zavatra iray. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0079