Dikan'ny teny : mikambana

Hampiditra dikany hafa
(harnbana) mt. s. (mikambàna): Mitambatra: Hikambana anio ny mpianatra amin'ny lakilasy roa fa tsy misy mpampianatra. / Ao Ankomotro no mihambana Ikopa sy i Betsiboka. ? Miady, mikaona: Mikambana tsara ny rafitr' ity varauarana ity. ~ Miray: Natao sesitany daholo ireo nikambana tamin'ny VVS. ? Miaraka be; miray fo, hevitra: Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1529