Dikan'ny teny : mikakakaka
Hampiditra dikany hafa
(kahakaha) mt. s. (mihakakakà): Mihomehy lava sy heno lavitra: Raha vao kitikitihina i Tiana kely dia mikakakaka. ¶ M.h.: Lokin'ny hehy, latsaky ny hehy, mitolakàka, mikikikiky, mitsikikikiky. mikanikany, mitsikanikany, mitokelaka, manao hehy ranovaky.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha