Dikan'ny teny : mikajakaja
Hampiditra dikany hafa
(kajakaja) mt, s. (mikajakajà): Mitandrina ka manao izay hahasoa: Ramatoa oadiko no mikglakaja ny tokantranonay, ¶ M.h.: Mikarakara, manolokolo. ~ Manao, manamboatra, mamonona: Ny zokinay no mikajahaja ny sakafo maraina. ~ Mitandrina, manara-maso: Mihajakaja ny fanaouan-dalana Rakoto.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha