Dikan'ny teny : mijoloka

Hampiditra dikany hafa
(joloka) mt. s. (mijoloha): Miditra, mitsofoka: Tonga dia nijoloka tao anatin'ilay akanjobe izy ka tsy fantatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0534