Dikan'ny teny : mijojo

Hampiditra dikany hafa
(jojo) mt. s.: Mandeha mizotra tsara misononoka: Mijojo er? izany fandehan'ity milina ity izany. ? Latsaka moramora, mikararana (orana): Nijojo ny orana hatramin'ny roa ka hatramin'ny telo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0081