Dikan'ny teny : mijofo
Hampiditra dikany hafa
(jofo) mt. s. (mijofoa): Misondrotra, misavoana, mipololotra, mitambolimbolina: Nijofo ny vovoka tamin' ny nandalouan'ilay fiarakodia nirimorimo. ΒΆ M.h.: Mitora-jofo. ? Tonga na mandroso amim-pahasahiana: Nijofo alina tany aminay Rasoa mianaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha