Dikan'ny teny : mijihina

Hampiditra dikany hafa
(jihina) mt. s. (mijihina): Mampisehobika amin' ny haingo anaovana, midihindihina amin'ny fitafiana somary mirehareha. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067