Dikan'ny teny : mijejojejo
Hampiditra dikany hafa
(jejo, jejojejo) mt. s. (mijejojejoa): Manao fihetsehana tsy maotona mba hisintonana ny mason'ny olona, langa. ? Mipelipelika, mampiseho toetra kasikasy, maivan-doha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha