Dikan'ny teny : mijefijefy

Hampiditra dikany hafa
(jefijefy) mt. s. (mijefijefe): Mihetsiketsika mipelipelika. ? Mampiseho amin'ny fihetsika ny fironana amin'ny fahalianan'ny nofo: Efa mijefijefy er? i Soa rehefa mandihy. ΒΆ M.h.: Mijilajila, mipelipelika, mijejojejo, mipilapila, mitrafantrafana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074