Dikan'ny teny : mijaly

Hampiditra dikany hafa
(jaly) cit. s. (mijalia): Miaritra zavatra maharary mihatra aman'aina na zavatsarotra manahirana: Mijaly mafy izy amin'io aretiny io, ? Miandry mafy: Nijaly mihitsy aho ambara-pahatonganao, ΒΆ M.h.: Miaritra ny mafy mahatsiaro mangiriflry, mi-tondra ny mafy, mitondra ny tsy eran'ny aina, mitoncira ny maizina, mitondra kitra, mitondra rofy, miritra aina, miferinaina, mitoloko, mifia-dranomaso, sendra ny mangidy tsy telina, voan'ny aza manody, fadiranovana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0935