Dikan'ny teny : mijajirika

Hampiditra dikany hafa
(jajirika) mt. s. (mijajiriha): Mijoro tsy mihetsika na kely aza: Inona àry no ataon'io olona mijajirika eo amin'ny orana io? ? Mitsangana miandry ela: Nijajirika ela teo an-tokotany ilay Rangahy vao nampandrosoin'ny tompon-trano. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729