Dikan'ny teny : mijabajaba

Hampiditra dikany hafa
(jaba) mt, s. (mijabajabà): Mandeha mamindra na -mamindra kitoatoa sy mitsapatsapa ao anatin'ny maizina: Maninona àry Rangahy io no mijabajaba ohatra an'io, kanefa andro mazava izao. • Miteny na mitsofoka be fahatany amin' ny haizina sy ny kitoatoa, amin'izay tsy fantatra: Axa mijabajaba amin'izany ianao fa zavatra tsy fantatrao izany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077