Dikan'ny teny : mihozongozona

Hampiditra dikany hafa
(hozongozona) mt, s.: Mihetsiketsika, mihevingevina: Mihozongozona ny nifiko. • Mihontsona, tsy marin-toerana: Mihozongozona ny finoany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074