Dikan'ny teny : mihosina
Hampiditra dikany hafa
1.
(hosina) mt. s. (mihosena): Mifotetaka, mitavona: Mihosim-potaka. ? Rakotra: Nihosim-bovoka tao auara-trano tao ny zanakao. * Miasa tsy miroa fo (indrindra amin'ny raharaha arapianakaviana): Nihosina er? izy tamin'ny famadihana ny rafozany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Mihosinkosina (hosina) p.t.: Boribory na boribory lavalava.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha