Dikan'ny teny : mihorona

Hampiditra dikany hafa
(horona) mt. s.: Mihodina mivoromborona: Efa mihorona ny tady. • Miforitra: Mihorona ny tsihy. * Miketrona sy mifandrirotra: Mihorona ny hodi-doha. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1195