Dikan'ny teny : mihorirana

Hampiditra dikany hafa
(horirana) mt. s. (mihoriràna): Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fom• ba fandry: ny mitsilany, ny mihorirana ary ny mihohoka. ? Miala amin'ny loza na toe-java-tsarotra: Tsy atahorana ireny fa olona mahay.. mihorirana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075