Dikan'ny teny : mihorika

Hampiditra dikany hafa
(horika) mt s. (mihoreha): Migaga, mitalanjona: Tsy misy tsy nihorika nahita ny fahakingan'ilay touolahy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0064