Dikan'ny teny : mihontsina

Hampiditra dikany hafa
(hontsina) mt. s. (mihonts(na): Mihetsiketsika, mihozongozona: Mihontsina ity latabatra ity izany. • Taitra, mivadi-po, manambadi-po: Nihontsina iray ihany aho nahita ilay alika be nankeny amiko. / Norahonako izy fa tsy nihontsina. (Fiteny koa ny mihontsona). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0253