Dikan'ny teny : mihonkona

Hampiditra dikany hafa
(honkona) p.t.: Misy honkon. * Hena mihonkona amin'ny taolana: hena miraikitra amin'ny taolana. / Tongoa mihonkona: enti-milaza izay rehetra tokony ho an' ny andriamanjaka fahizay: hetra, fadin-tseranana, vodihena,.. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072